MINISTERE DE L’ENSEIGNEMENT SUPERIEUR BACCALAUREAT DE
ET DE LA RECHERCHE SCIENTIFIQUE L’ENSEIGNEMENT GENERAL
SECRETARIAT GENERAL
DIRECTION GENERALE DE L’ENSEIGNEMENT
SUPERIEUR S E S S I O N 2 0 1 7
DIRECTION DE L’ENSEIGNEMENT SUPERIEUR
PUBLIC ET PRIVE
Service d’Appui au Baccalauréat
A |
Série : A1 – A2 Epreuve de : HISTOIRE – GEOGRAPHIE
Code matière : 007 Durée : 4 heures
Coefficient : 4
NB : Les deux (02) sujets sont obligatoires.
SUJET I : GEOGRAPHIE (Dissertation) (10 points)
Le sous-développement
- Analyser les critères socio-démographiques et économiques du sous-développement.
- En quoi la dépendance des pays du sud constitue-t-elle un blocage pour leur développement ?
SUJET II : HISTOIRE (Commentaire de document) (10 points)
La détente de 1962-1975
Au cours des années 1960, le monolithisme des deux blocs tend à s’effriter : les deux super-grands amorcent une coopération commerciale et un dialogue visant à limiter la course aux armements : c’est l’ère de la détente.
Cet esprit nouveau n’exclut pas la confrontation particulièrement aigüe dans le long conflit vietnamien qui reste un donné permanant dans les relations internationales.
In , Histoire du monde de 1939 à nos jours
Collection GREGH-Termianles A,B,C,D
Edition Hachette 1983, page 128.
Selon le texte et vos connaissances:
- Expliquer les facteurs de la détente.
- Analyser les réalités économiques et militaires de la détente entre les deux supergrands.
- Montrer que la détente a ses limites.
LAZA ADINA I: JEOGRAFIA (Famoaboasan-kevitra) (isa 10)
N.B : Tsy maintsy ataon’ny mpiadina ireo laza adina roa (02) atolotra.
Ny tany andalam-pandrosoana.
- Fakafakao ireo mason-tsivana ara-tsosialy, ara-ponina ary ara-toekaren’ireo tany andalam-pandrosoana.
- Ahoana no ilazàna fa ny fiankinan-dohan’ireo firenena tatsimo dia sakana amin’ny fandrosoan’izy ireo?
I…
LAZA ADINA II: TANTARA (Fanadihadiana tahirin-kevitra) (isa 10)
Ny filefahana: 1962-1975
Nandritra ireo taona 1960, niroso nankany amin’ny fitresatresahana ny firidirin’ny vondrontany roa, nanomboka ny fiaraha-miasa ara-barotra sy ny dinika mikendry ny fameràna ny hazakazaka amin’ny fanamboarana fitaovam-piadiana ny ngeza roa tonta: Izany no vanim-potoan’ny filefahana.
Io fotom-pisainana vaovao mankany amin’ny fisokafana io anefa, dia tsy nahasakana velively ny fifandonana, izay marihina fa tena nahery vaika tokoa nandritra ny ady lava reny tany Vietnam, izay nijanona ho toe-draharaha naharitra teo amin’ny fifandraisana iraisam-pirenena.
Nalaina tao amin’ny Histoire Terminales:
Le monde de 1939 à nos jours
Collection GREHG/Terminales A, B, C, D Edition
Hachette 1983 takila 128
Araky ny tahirin-kevitra sy ny fahalalana anananao :
- Hazavao ireo antony nahatonga ny filefahana.
- Fakafakao ireo filefahana ara-toekarena sy ara-tafika nisy teo amin’ny ngeza roa tonta.
- Porofoy fa misy fetrany io filefahana io?
***********